Teny iditra | sanda mihodina | |
Singan-teny | sanda ; mihodina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vokatry ny fifandanjan' ny vola miditra ara-barotra sy ny sandam-pandaniana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Valeur d'exploitation [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30 |